Kabary am-panambadiana - Mangataka ny ampandrosoana ny zatovovavy (Mpangataka)

Raha midona hono ny orana an-karatra, vaky tsimpelana ny any Anjefy. Raha mipaika ny oram-pitiavana, mitsanga-mitoetra ny tia sy ny tiana. Ny zatovolahinay anefa hono eto te hitehaka ny zatovovavinareo any te hitolekaka, ka aza avela hitehaka sy hitokelaka samirery fa mba antsoy re izy iaraha-mijery !

Misaotra tompoko !

HF
Mpikalo – Mpandalina fomba malagasy – Mpanoratra

SOSO-KEVITRA