FISORATANA ANARANA - FAMPIANARANA KABARY AMPITAIN-DAVITRA


"IZAY MIANATRA NO MAHAY FA TSY IZAY MAKANY AM-PIANARANA"

Mba hanampiana antsika tsy manam-potoana nefa te hianatra kabary dia indro ny fampianarana kabary ampitain-davitra. AMPITAIN-DAVITRA satria amin'ny alalan'ny tranonkala no hanatanterahana azy, ary ny ekipan'ny kabarymalagasy.atwebpages.com efa be traik'efa amin'izany :
Boky (Version Numérique)
Video
Application (Mobile : Android, PC : Windows & Linux)
Fampiharana (Fifanatonana sy fiantsana imasom-bahoaka)

Tsara ho marihana ho an'izay mbola tsy mahafantatra ihany koa fa ny mpampianatra ato amin'ny kabarymalagasy.atwebpages.com dia avy amin'ny fikambanana maro samihafa (FIMPIMA, MPIKALO, HAVOZOMMI, HAJAN'NY GASY, ...), ary manerana ny faritra 22 fa tsy mifantoka amin'ny fomba tokana akory (Fomba fikabariana manerana ny faritra 22). Araka izany dia mahafehy ny fikabariana amin'ny lafiny maro ny mpianatra.

Toy izao ny fisoratana anarana :
Alefa Airtel Money na MVola na Orange Money ny saram-pisoratana anarana 10 000 Ar
Fenoina tsara daholo ny mombamomba anao ETSY AMBANY
Ny laharana finday nandefa ny vola avy eo no atao teny miafina (Afaka manova rehefa tafiditra)
Tsindrina avy eo ny hoe "Manoratra anarana"

Rehefa vita izay dia tafiditra avy hatrany ao anaty vondron'ny fampianarana ianao. Manaraka tsara ny toromarika rehetra avy eo.

FANAMARIHANA :
Ity tranonkala kabarymalagasy.atwebpages.com dia natokana ho amin'izay FAMPIANARANA AMPITAIN-DAVITRA izay mihitsy. Mbola betsaka no tsy mahalala azy fa tsy vitsy ihany koa no efa nisitraka FAHOMBIAZANA. Mahazo tsikera mafy izy ity noho izany; satria heverin'ny sasany fa tsy mety io. Nefa rehefa tafiditra ao mahay mankasitraka sy misaotra ihany. Noho izany, manasa anao mba hanandrana fa eny ampandrasana isika mahita ny atiny.

Misaotra tompoko.

******************************

Misokatra ny fisoratana anarana ny 01 Aprily 2023 amin'ny 01 ora maraina ary mikatona ny 10 Mai 2024 amin'ny 12 ora alina.

(SARAM-PIANARANA : 0 AR)

Anarana :
fanampiny :
Daty nahaterahana :
Adiresy :
Faritra :
Teny miafina / Réf* :
Amafiso ny teny miafina / Réf* :
* : Laharana finday nandefa ny vola (Ohatra : 0334512211)


  • 033 84 925 78

  • 034 55 478 95

  • 032 77 830 55

SOSO-KEVITRA